Vaovao tapatapany
lundi 18 octobre 2004 :: Au jour le jour :: #8 :: rss
Dia manomboka tokoa ary ny taom-pianarana 2004-2005 eto amin’ny sekoly Vinet. Fanompoam-pivavahana natao tao amin’ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana no nanombohana izany. Nitondra ny tenin’Andriamanitra tamin’izany ny Mpitandrina Ravelosoa Mickaël ary nandray fitenenana nampahery ny fianakaviamben’ny sekoly Vinet ny filoha mpanampy ao amin’ny Fiangonana Tranovato FJKM.