Carte d'invitation
lundi 14 février 2005 :: Au jour le jour :: #17 :: rss
Deux types de carte d'invitation sont édités à l'occasion de la célébration du centenaire dont voici un exemplaire :
lundi 14 février 2005 :: Au jour le jour :: #17 :: rss
Deux types de carte d'invitation sont édités à l'occasion de la célébration du centenaire dont voici un exemplaire :
samedi 12 février 2005 :: Au jour le jour :: #16 :: rss
Ambohimalaza faha-10 Janoary 2005
Avy amin'ny Fiangonana reniny
ho an'ny Zanak'ampielezana F.J.K.M
Ambohimalaza-Firaisana aty Frantsa
samedi 15 janvier 2005 :: Au jour le jour :: #11 :: rss
Ry havana,
Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika mbola nomeny tombon’andro ka afaka mandia izao taon-jobily izao. Tena fahasoavana anampy fahasoavana ho antsika izany satria maro tokoa no naniry hahita izany, nefa isika ankehitriny izao no notahian’Andriamanitra ka afaka manamarika sy mankalaza izao vanim-potoana lehibe ho an’ny sekoly Vinet sy ny Fiangonana manontolo izao.
samedi 15 janvier 2005 :: Au jour le jour :: #15 :: rss
CLIQUE ET SOURIS! c'est :
Votez pour ce projet si vous souhaiter améliorer le quotidien des étudiants malgaches
jeudi 13 janvier 2005 :: Au jour le jour :: #10 :: rss
Faly miarahaba antsika tsirairay avy tratry ny taona vaovao 2005 ny Sekoly Vinet.
